|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahasahana |
| Fototeny | 2sahana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4Qui peut faire face à un travail.
[1.3#557] |
| Ohatra |
5 tantsaha dia tsy mahasahana ny andraikitra napetraka taminy, fa mainka manome vahana ny mpanam-bola aza.
[2.606#]
6 Ny vadiny tsy mahay mamaky teny sy manoratra, ary voapempo nandritra ny androm-piainany dia tsy mahasahana andraikitra araka asa. [1.369#] |
| Fivaditsoratra | 7 hamasahana, 8 mahasahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|