|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahafady |
| Fototeny | 2fady |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
4to be able to abstain from; to be continent, to be abstemious..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Qui s'abstient ou sait s'abstenir, sobre.
[1.3] |
| Ohatra |
6 Firy no mahafady tsy handainga noho ny Vola fotsiny aloha?
[2.245#]
7 Ary raha sendra haniraka olona na ankizy fotsiny aza, tsy mety raha tsy manao " Aza mahafady " na " Mahafadia. [2.296#] |
| Kamban-teny rehetra | 8aza mahafady |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|