|
|
|
|

Teny iditra1 mahadomelina
Fototeny  2domelina
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4mahadoroka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5stupéfiant. [1.13]
Ohatra  6 Raha ngeza be na kely dia kely dia mety midika fa voapoizina na vokatry ny zava-mahadomelina sasany. [2.424#]
Kamban-teny rehetra  7zava-mahadomelina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08