|
|
|
|

Teny iditra1 mahabetsaka
Fototeny  2betsaka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mahatonga ho betsaka: Ity farihy ity no mahabetsaka ny moka atỳ aminareo. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12