|
|
|
|

Teny iditra1 mafiaka
Fototeny  2fiaka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy misy tsirony, tsy misy ranondranony, be faikampaikany: Saika may itỳ hena itỳ ka nanjary nafiaka. [1.1]

Fivaditsoratra  5 famaika, 6 famiaka, 7 mafaika, 8 mafiaka, 9 miafaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12