|
|
|
|

Teny iditra1  mafaraka
Fototeny  2  faraka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Manana tsiro ratsy mampangagaka ny tenda. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  rancid, bitter [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  rance, amer [1.8]
7  (toute l'île). Adjectif. Se dit d'une matière grasse qui devient rance (de hafaraka : goût de ce qui est rance). On l'emploie aussi pour les graines et fruits oléagineux qui ont ranci. [1.196]
Voambolana  8  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20