|
|
|
|

Teny iditra1 mafaike
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3mafaitra, mangidy, tsy mamy, tsy matsatso: Tamam-pary mame ka mangady ny vahine mafaike (tamana ny hamamian'ny fary ka mihady ny fakany mangidy). [Tanala] [1.78]
Tovy hevitra  4mafeka

Fivaditsoratra  5 mafaike, 6 miafake

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12