|
|
|
|

Teny iditra1 madisa
Fototeny  2disa
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny toetran' ny zavatra (tany, ahitra...) voahitsakitsa-dava, naleha matetika ka maosy: Andehanan' ny ankizy matetika eto ka madisa ny ahitra.
5Lany: Madisa ny vilon-tsoavaly. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6tired of waiting. [Provincial] [1.2]
Mpanahaka  7 tomarosoka
Kamban-teny rehetra  8lalana madisa

Fivaditsoratra  9 Damasy, 10 madisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08