|
|
|
|

Teny iditra1 maderadera
Fototeny  2deradera
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Manerinerina.
5Tsara tazanina, marevaka, mirenty. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Qui montre ou ose montrer. [1.3]
Ohatra  7 maderadera fatratra irỳ tranoan-tampon-kavoana irỳ [1.1]
8 maderadera erỳ ny haingon' itỳ trano itỳ izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12