|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 loso
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Antsasaky ny ariary na 2,50 Fr amin' ny vola ankehitriny (fony 4,80 Fr no tomban' ny ariary, dia 2,40 Fr ny loso, ka ny 2,50 Fr taty aoriana natao hoe loso vazaha). [1.1]
Voambolana  4 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny rehetra  5vakin-doso
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)7 loso
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Zavatra boribory lavalava: Losom-by. [Sakalava] [1.1]

Fivaditsoratra  10 loso, 11 solo, solò

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05