|
|
|
|

Teny iditra1 lozoke
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fidiranana, varavarana: Dondoño ny vody lozoke homban'ny lahin-defona ( Dondony ny vodim-baravarana handalovan'ny miaramila). [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  4 lozoke, 5 zoloke

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12