|
|
|
|

Teny iditra1 lozabe
Singan-teny  2loza, 3be
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5masiaka aoka izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6cruel, sévère. [1.3, 1.5]
7intraitable, méchant, sauvage. [1.3]
8féroce. [1.5]
Ohatra  9 Fa niteny indray ny vadiny hoe : "Mijanona ihany re hianao, ry havako, fa lozabe anie ikaky, ka raha miteny izy, dia varatra no mirefotra, sady ny fitoerana any an-danitra koa dia tsy azonao itoerana. [2.69]
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 lozabe, 12 Zebola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02