|
|
|
|

Teny iditra1 lovina
Fototeny  2lo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao tonga lo: Mbola holovin' ny fahafatesana ao am-pasana itony vatantsika itony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be made to rot. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on laisse pourrir. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 linova, 12 lovina, 13 vilona, 14 volany, 15 volina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12