|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lovia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tanty vy na porisilaina talesaka atao fasiana ny sakafo loarana, vilia: Vary iray lovia.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a dish.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5assiette, plat.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Dia nitosaka ny hena kisoa sy ny vary, feno ilay lovia be iny.
[2.606#]
7 Mety ho vahoaka mpandevina koa no ho tonga fa tsy mpaka lovia. [2.643#] |
| Tsipelina hafa | 8vilia |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 11Randzavola: lovia ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 12 I Vola, Ivola, 13 lovia, 14 valio, 15 valoy, 16 voaly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|