|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lovabe |
| Singan-teny | 2lova, 3be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Harena tsy mba zarain' ny ray aman-dreny amin' ny mpandova mba samy hizaka ny anjarany tsirairay avy, fa apetrany amin' ny lahimatoa na ny vavimatoa.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Vita ny trano vaovao nampanaovin' Idada ho solon' ilay trano lovabe nitoeranay hatramin' izay.
[2.332#]
7 Fa ny ala no lovabe tsy voazara, fiveloman'ny kamboty sy ny zaza amim-behivavy sy izao oloko rehetra izao sady anaovantsika trano. [2.508#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|