|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 loso |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Antsasaky ny ariary na 2,50 Fr amin' ny vola ankehitriny (fony 4,80 Fr no tomban' ny ariary, dia 2,40 Fr ny loso, ka ny 2,50 Fr taty aoriana natao hoe loso vazaha).
[1.1] |
| Voambolana | 4 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Kamban-teny rehetra | 5vakin-doso |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 7 loso |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9Zavatra boribory lavalava: Losom-by.
[Sakalava]
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 10 loso, 11 solo, solò |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|