|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lonilony |
| Fototeny | 2lony |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fahasosotsosorana.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Ao ny lonilony andavanandro netina namelezana olona.
[2.472#]
6 Nisy lonilony tamin-dRafotoana koa noho ny lalàna momba ny fihainoana kabary. [2.508#] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 12lony |
| Fivaditsoratra | 13 liñoliño, 14 lonilony |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|