|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 longoa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3hantsana na hady misarona bozaka.
[Tanala]
[1.78] 4Lavaka atao fandrika.. [1.1] 5tevana. [Bezanozano] [1.78] |
| Mpanahaka | 6 longoamitotobozaka |
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 angolo, 10 golona, 11 longoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|