|
|
|
|

Teny iditra1 lomorina
Fototeny  2lomotra
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Itakovanan' ny lomotra betsaka: Vato lomorina io fa aza hitsahina.
5Entina hilazana koa ny toe-tsaina feno haratsiana sy tsy mba mivoatra: Toe-tsaina lomorina izany mihevitra ny Malagasy ho tsy maintsy miankin-doha lava amin' ny hafa izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6moldy; overgrown with algae. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7moisi; couvert de mousse. [1.8]
Kamban-teny rehetra  8lomorim-bavorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08