|
|
|
|

Teny iditra1  lombombava
Singan-teny  2 lomboka, 3 vava
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 [Betsileo] Fomba fisampin-damba manarona ny vava mba tsy tiana hahitan' ny olona ny fihetsiky ny vava na koa mba hoenti-maneso ny olona iresahana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04