|
|
|
|

Teny iditra1 lohavary
Singan-teny  2loha, 3vary
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ny mongomongo amin' ny fotsimbary; voam-bary kely toy ny torotoro mihitsy aza, izay hita voalohany eo amin' ny sahafa rehefa manofa vary, ka avy amin' izany no nahatongany anarany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6(de loha : tête, début et vary : ici dans le sens de riz décortiqué).
7Nom qu'on donne aux grains de riz brisés au cours du pilonnage lorsqu'on décortique le riz à la main avec un mortier et un pilon.
8Ces grains brisés, plus légers que les grains entiers, peuvent être séparés lors du vannage, ou au moyen d'un crible.
9Ne pas confondre avec lohambary.. [Merina] [1.196]
Voambolana  10 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  11 halaviro, 12 loharavy, 13 lohavary

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12