|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lohariana |
| Singan-teny | 2loha, 3riana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Ny tampony ambony indrindra amin' ny riana.
6Ny fotoana ialan' ny aina: Efa an-dohariana izy no tonga ny zanany. [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 7 lohariana |
| Singan-teny | 8loha, 9riana |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
11(de loha : au sommet et riana : chute d'eau, cascade).
12Homalium albiflorum Boivin ex Tul.) O. 13Hoffm. 14(Salicaceae). 15Bel arbre qui pousse le plus souvent à proximité des chutes d'eau, d'où son nom. 16Son bois dur est apprécié.. [Tanosy] [1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 18 ihalorana, 19 lohariana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|