|
|
|
|

Teny iditra1 lohanono
Singan-teny  2loha, 3nono
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5ny tendron' ny nono. [1.1#771]
Ohatra  6 Izay manapotsitra sy misintona lohanono koa ve dia tsy ho haiko! [2.117#]
Voambolana  7 Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12