|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lohamasinina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3locomotive.
[3.1] |
| Ohatra |
4 Misioaka fanindroany ny lohamasinina
[2.470#8]
5 Ny fampiasana ireo zavatra'ireo hampandeha ny lohamasinintsika dia tsy hampivoaka ny volantsika any ivelany [2.503#32] 6 Alina no niditra teo amin' ny garan' i Moramanga ilay lohamasinina nitarika kalesy telo miloko volon-davenona, feno olona an-dalam-pahafatesana. [2.472#] |
| Voambolana | 7 Fitaterana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|