|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lohalaharana |
| Singan-teny | 2 loha, 3 laharana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 [loha laharana] enti-milaza izay voalohany amin' ny laharana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 primordial; avant garde
[1.13] |
| Ohatra |
7 Nony niolakateo avara-trano ny lohalaharana, nipoaka indray koa avy eo.
[2.472#]
8 Ho an' ny mpanao politika, tsy ny tombontsoan' ny mponina no lohalaharana. [4.27#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|