|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 lobaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Akanjo anatin-dehilahy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a shirt. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5chemise. [1.8]
Ohatra  6 Ary misy koa sarin' ny fitafiana isan-karazany : kiraro, lobaka. [2.332]
7 Tiako haterina koa ny akanjon-dRasamy, ka nitady pataloha sy lobaka hovidina aho. [2.4]
Voambolana  8 Toe-karena: zaitra
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)10 lobaka
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12paraky. [Bara, Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  13(sens général : grand, ample du malais lebeh, sanscrit : lobha et plus spécialement le vêtement en forme de grande chemise que les hommes portent par-dessus le pantalon).
14Nom des feuilles de tabac larges et minces, retenues pour faire la « cape » des cigares.
15Par extension (en Imerina) les variétés de tabac à larges feuilles (type Maryland).. [1.196]
Voambolana  16 Haizavamaniry

Teny iditra (3/3)17 lobaka
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny frantsay  19(déformation de tabaka : le tabac).
20Nicotiana tabacum L.
21(Solanaceae).
22Mais plutôt les variétés corsées à feuilles étroites et épaisses, plus appréciées des Malgaches puisqu'elles servent à préparer les tabacs à mâcher.. [Taisaka] [1.196]
Voambolana  23 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  24 bokala, 25 bôlaka, 26 Kabola, 27 kalabo, 28 lobaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08