|
|
|
|

Teny iditra1 loarana
Fototeny  2loatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Avoaka (avy ao anaty zavatra lalina aty): Loary ny vary ~ Folo sobika ny tany noloarana tao anatin' io lavaka io ~ Noloarany ny hatezerana tao am-pony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be served out of pot or container. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on sort de la marmite; qu'on sort d'un récipient. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 laroana, 12 loarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12