|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 loahana |
| Fototeny | 2loaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asiana loaka; asiana hirika, lavaka: Noloahan' ny voalavo ny tsihy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to have a hole made in it.
6cf.lavaka. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on troue.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Rehefa izany dia loahana intelo amin' ny lefona ny voatavo arivolahy.
[2.508#]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 ahalano, 14 aholaña, 15 analaho, 16 haolàña, 17 loahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|