|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 livatra
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Tsara, fatratra aoka izany, lavorary. [1.1]

Teny iditra (2/2)4 livatra
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Ny lanjan' ny 500 grama na antsasa-kilao. [1.1]

Fivaditsoratra  7 lavitra, 8 livatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12