|
|
|
|

Teny iditra1 litania
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fivavahana misy fitanisanisana anaran' olomasina mandeha irery na miaraka amin' ny toetra masina nananany, ka valiana hatrany hoe: "mivavaha ho anay". [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [litanỳ] 4litanies. [1.3]
Voambolana  5 Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12