Teny iditra | limby | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | (araka ny finoana katolika) Toerana nisy ny olo-marina maty talohan' ny namohan' i Jesoa-Kristy ny lanitra; toerana misy ny zaza tsy manan-tsiny maty tsy vita batemy [1.1] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ny fihaviany | Frantsay: limbes. | |
Fivaditsoratra | limby, mbily |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |