|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1 lily
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza tandrok' omby somary misabaka mitovy fandry, kanefa misompirana. [Bara] [1.1]
Voambolana  4 Toe-karena: fiompiana
Tovy hevitra  5baka
Tsanganana sy sary iray takila  6 Bikan' ny tandrok' omby
Sary 

Teny iditra (2/6)7 lily
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9fomba: lilin-drazana. [Sakalava] [1.1]
Kamban-teny rehetra  10lilintane

Teny iditra (3/6)11 lily
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny malagasy  13didy. [1.13]
14provincial for didy. [Provincial] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15découpe. [1.13]

Teny iditra (4/6)16 lily
Sokajin-teny  17 Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  18hevitra. [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (5/6)19 lily
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny frantsay  21Nom donné aux feuilles des bambous et autres grandes Poaceae.
22D'où l'expression mandily bararata : enlever les feuilles des roseaux avant de les utiliser pour faire des clôtures.. [Sihanaka] [1.196]
Voambolana  23 Haizavamaniry

Teny iditra (6/6)24 Lily
Sokajin-teny  25 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.11]
Voambolana  26 Haitoetany: renirano, farihy 27 Fizahatany: toerana mahaliana
Sary 

Fivaditsoratra  28 lily, Lily

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02