Teny iditra | lietna-kolonely | |
Singan-teny | lietnà ; kolonely | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny komandà ary ambanin' ny kolonely; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de frégate amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] | |
Voambolana | Miaramila | |
Ny fihaviany | Frantsay: lieutenant-colonel. | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/09 |