|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lietna-kolonely |
| Singan-teny | 2lietnà, 3kolonely |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny komandà ary ambanin' ny kolonely; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de frégate amin' ny tafika an-dranomasina.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Miaramila |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|