|
|
|
|

Teny iditra1 lian-tsofina
Singan-teny  2liana, 3sofina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ta handre vaovao izaitsizy, ta handre bebe kokoa satria tsy nahare tsara na tsy afa-po tamin' izay re. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6avide d'entendre, curieux de nouvelles. [1.3#404]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11