|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 letrezana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fanaovana ambozizy na an-kery; fandentehana an-ditra fa tsy mila izay rirany; fampanekena amin' ny hevitra bontolo: Tsy azo atao letrezana amin' izao akory ny fampidiran-kevitra ao an-tsain' olona.
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 4manao letrezana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|