|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 leta |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ilay somary lempona kely amin' ny vavan' ny lavabary ka ipetrahan' ny sarony..
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4lenta |
| Kamban-teny rehetra | 5letamaso |
| Teny iditra (2/2) | 6 leta |
| Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Mamindra miledaleda toy ny tsy mahazaka tena, mikonesanesa.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 10letaleta |
| Fivaditsoratra | 11 leta, 12 tale, 13 tela |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|