|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lemena |
| Fototeny | 2lemy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao bodaka, mihonankonana: Nolemena tsara aloha ny rihitra.
5Atao malefaka, mora tsakoina: Lemena anaty rano aloha ny tsaramaso vao handroina. 6~ Lemeo tsara ny hena. 7Tonga mihena hery: Nolemen' ny aretina roa volana izy ~ Aza mety ho lemen' ny naman-dratsy. 8Kapohina, lakasina: Nolemen-drainy ny hazo Ilita vao hendry. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 lemena, 14 mañele |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|