|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 lefo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Filezolezo toy ny ho tapaka; tsy fahenjanana; fahalefadefahana. [1.1#537]
Fanazavàna teny frantsay  4souplesse, flexibilité. [1.3#397]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  6lefolefo
Kamban-teny rehetra  7hotsilefo

Teny iditra (2/2)8 lefo
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10lohatrano. [Mahafaly] [1.78]

Fivaditsoratra  11 fole, 12 lefo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08