|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 leda
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny hoditra na lamba manosika ny rivotra na ny rano hivoaka ny tafoforana sy ny paompin-drano. [1.1]
4singa mametra ny fivoahan'ny ranoka na rivotra amin'ny fitaovana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5clapet. [1.13]
Voambolana  6 Haitao
Kamban-teny rehetra  7leda fiarovana

Teny iditra (2/2)8 leda
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10Fandeha mavesabesatra toy ny tsy mahazaka tena, milakolako. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Tovy hevitra  14ledaleda

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08