|
|
|
|

Teny iditra1 lazao hoe
Singan-teny  2lazao, 3hoe
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny teny asaina averin' ilay olona hafarana: Lazao hoe manavy aho ka tsy ho tonga amin' ilay fotoana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12