|
|
|
|

Teny iditra1 lazalazao
Fototeny  2lazalaza
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana lazalazaina [Fitanisana]
Ohatra  4 lazalazao an-dRatsarahoby
ilay andriandahy kely eny atsinanan' Inamehana
[2.131]
5 hoy ny vorona
lazalazao ary izay hafatrao
ary ambarao faingana izay dinika
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16