|
|
|
|

Teny iditra1 lavatsindakana
Sokajin-teny  2 anarana
Ohatra  3 ... dia nomeny anaram-petaka... Nisy ny nataony hoe Volonkatsaka (manana volo mena mangafoka), Voantabiha (mena pina ny tarehiny), lavatsindakana (avo dia be Rangahy io), Tapany (fohy vaventy kosa io). [2.472]

Fivaditsoratra  4 lavatsindakana, 5 tsindavalakana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29