|
|
|
|

Teny iditra1 lavalava
Fototeny  2lava
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4long et peu large. [1.3#392]
Ohatra  5 Latabatra lavalava sady matevina no iasany. [2.332#37]
6 Indro, ao anaty ahitra, misy harondakana lavalava; [1.281#]
7 Mila fianarana lavalava vao mahafehy ny toe-tsaina siantifika; [2.445#88]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  11baolina lavalava

Fivaditsoratra  12 lavalava, 13 valalava, 14 valavala

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08