|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 lavahana
Fototeny  2lavaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana lavaka: Lavaho kely eto hamboleko katsaka.
5Takina: Ananan-dRakoto vola aho ka tavahany foana andro aman' alina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be digged, to be bored. [1.2]
7to have a hole made in it; to be dug into.
8cf.
9loaka. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10dans lequel on fait un trou; où l'on creuse. [1.8]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/4)15 lavahana
Sokajin-teny  16 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17jejo. [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/4)18 lavahana
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny malagasy  20mpijangajanga. [Bara] [1.78]

Teny iditra (4/4)21 lavahana
Sokajin-teny  22 anarana
Fanazavàna teny malagasy  23vehivavy janga. [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  24 halavana, 25 lavahana, 26 vahanala, 27 valahaña, valahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03