|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 latsy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3singam-bolotsangana anohizana tery.
[Sihanaka]
[1.78] 4Hazo atsivalana entina hanamafy ny rafitra na ny tohan-javatra. 5Hazo atsivalana any anatin' ny rindrin-trano mba tsy hampilefitra azy na hanatanjahana ny firarin' ny takelaka. [1.1] 6tsivalan-kazo madinika na vy atsivalana entina hanamafy ny rafitra na tohan-javatra. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7cross pieces of bamboo, etc., used to strengthen the sides of a rush house.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8traverse, entretoise.
[1.13] |
| Ohatra |
9 Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 26latsikely |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 28 latsy, 29 tsila |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|