|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lapana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Sasatra, valaka, tsy manan-kery noho ny havizanana na hanoanana: Lapana ny vahoaka niandry ny filoha nandritra ny adiny efatra.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 lapana |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a provincial word for an umbrella.
7See elo. [1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|