|
|
|
|

Teny iditra1 lany zara
Singan-teny  2lany, 3zara
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  51) enti-milaza zavatra nozaraina ka tsy misy ambiny hozaraina intsony.
62) enti-milaza koa ny zazavavy efa lehibe tsy misy maka vady intsony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7having lost her reputation so that no one will marry her.
8divided without any remainder. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9(femme) qui a perdu sa réputation et ne trouvera pas à se marier.
10qu'on divise sans reste. [1.8]
Voambolana  11 Matematika: rafitrisa

Fivaditsoratra  12 lany zara, 13 zanaraly, 14 zaranaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12