|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lany be |
| Singan-teny | 2lany, 3be |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Lany fatotra amam-pondrana, lany mondron-kery, manaraka mbamin' ny taninketsa, ny any an-tsalaka no miala, mitain-kidin-trano, lany karaoka, lany harena, ravaharena, botry, mitondra kitra, mikiky rindrim-baky, makiky.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|