|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lantom-peo |
| Sokajin-teny | 2 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
3fiakarana na fidinan'ny feo eo am-panononana fehezanteny iray.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4prononciation, intonation.
[1.13] |
| Voambolana | 5 Haiteny |
| Teny iditra (2/2) | 6 lantom-peo |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8fandrindram-peo eo amin'ny mozika.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9arrangement.
[1.13] |
| Voambolana | 10 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|